1 Miderà an’ i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
2 Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan’ i Jehovah. Haleloia.
Read Malagasy Bible (1865) with narration, notes, and lessons in the Eterniseed app.